NY RÈGLE DES TIERS (NY MASO)
LA RÈGLE DES TIERS (LES YEUX)
NY TSIPIN'NY MASO NO ZAVA-DEHIBE
Efa nalefanao ny "Grid" (Module 1), fa ahoana no ampiasana azy? Ny fitsipika volamena dia tsotra : Apetraho eo amin'ny tsipika marindrano ambony ny masonao. Aza atao eo afovoan'ny sary ny loha. Rehefa eo amin'ny tsipika ambony ny maso, dia manana "presence" mahery vaika ianao ary mifandray mivantana amin'ny mpijery.
Ny maso no "fanahy" ny sary. Ataovy eo amin'ny tsipika ambony foana izy ireo.
LA LIGNE DES YEUX EST CRUCIALE
Tu as activé la "Grille" (Module 1), mais comment t'en servir ? La règle d'or est simple : Place tes yeux sur la ligne horizontale du haut. Ne mets pas ta tête pile au centre de l'image. Quand les yeux sont alignés sur ce tiers supérieur, tu as une "présence" forte et le spectateur se sent directement connecté à toi.
Les yeux sont l'âme de l'image. Aligne-les toujours sur la ligne du haut, jamais au milieu.