NY TEKNIKA PLAYBACK (LIP-SYNC)

LA TECHNIQUE DU PLAYBACK

HO AN'NY CLIP MISY HIRA

Raha manao clip amin'ny hira ianao (TikTok na Cover), dia aza mihira "live" fa ho ratsy ny feo.

  1. Alefaso mafy ny hira amin'ny Baffle hafa (rehefa mandeha ny firaketana video).
  2. Atsaharo ny feo ao amin'ny finday mpaka sary (mute) na aza raharahiana ny feo voaray.
  3. Ataovy ny fihetsika sy ny vava (Lip-sync) mifanaraka tsara amin'ny feo avy amin'ny baffle.
Amin'ny "Montage" vao atambatra ny sary sy ilay hira tany am-boalohany (mp3).

Tandremo ny vava! Tokony hifanaraka tsara amin'ny tononkira ny fihetsiky ny molotra.
Teknika playback miaraka amin'ny baffle

POUR LES CLIPS MUSICAUX

Si tu fais une vidéo sur de la musique (TikTok ou Danse), ne chante pas pour de vrai.

  1. Lance la musique fort sur une autre enceinte (pendant que tu filmes).
  2. Ignore le son enregistré par le téléphone qui filme.
  3. Fais du "Lip-sync" : bouge tes lèvres en rythme parfait avec l'enceinte.
Au montage, tu couperas le son de la vidéo pour remettre le fichier musique (mp3) original par-dessus.

Concentre-toi sur tes lèvres ! Le mouvement de ta bouche doit être parfaitement calé sur le rythme.
← Précédent