NY HAINGON'NY SARY (FPS)

LA CADENCE (FPS - IMAGES PAR SECONDE)

1. 30 FPS (NA 24 FPS) : NY "LOOK CINÉMA"

Ny ankamaroan'ny sarimihetsika dia atao amin'ny 24 na 30 sary isan-tsegondra. Izany no mahatonga ny sary ho voajanahary amin'ny maso. Ampiasao ity rehefa miresaka (Facecam) ianao. Mila hazavana kely kokoa izy ity.

2. 60 FPS : NY SARY MALAMA (FLUIDE)

Ity no ampiasaina amin'ny sport, dihy, na rehefa te hanao "Slow Motion" (Ralenti) ianao any aoriana. Tena malama be ny sary (Hyper-réel). Tandremo: mila hazavana betsaka ny 60fps fa raha tsy izany dia ho "grainy" (be teboka) ny sary.

Fitsipika: 30fps ho an'ny resaka (Talk), 60fps ho an'ny fihetsika (Action/Slow-mo).
Fisafidianana ny 30fps na 60fps

1. 30 FPS (OU 24 FPS) : LE LOOK "CINÉMA"

La plupart des films sont en 24 ou 30 images par seconde. C'est ce qui donne un flou de mouvement naturel. Utilise ce réglage quand tu parles face caméra. Il demande aussi moins de lumière.

2. 60 FPS : LA FLUIDITÉ TOTALE

À utiliser pour le sport, la danse, ou si tu prévois de faire un "Slow Motion" (Ralenti) au montage. L'image est hyper fluide (effet télé-réalité). Attention : le 60fps a besoin de beaucoup plus de lumière pour ne pas être granuleux.

Règle simple : 30fps pour parler (Talk), 60fps pour l'action ou les ralentis.