NY SARY ANDRAMA (CRASH TEST)

LE CRASH TEST PHOTO

AZA TONGA DIA MANAO VIDEO

Alohan'ny hanindriana ny bokotra "Record", makà sary (selfie) iray aloha ary diniho tsara.

  • Ny Hazavana : Misy aloka ratsy ve eo amin'ny maso na orona?
  • Ny Fond : Madio tsara ve ny ao ambadika? Tsy misy zavatra manelingelina?
  • Ny Focus : Madio tsara ve ny tavanao sa manjavozavo?
Raha tsara ilay sary, dia ho tsara ny video. Raha ratsy, ahitsio dieny izao!

Ny sary no fitsapana haingana indrindra. Aza laniana ny batterie sy ny memoire raha tsy mbola "Valide" ny sary.
Fanamarinana ny sary alohan'ny video

NE LANCE PAS LA VIDÉO TOUT DE SUITE

Avant d'appuyer sur "Enregistrer", prends une photo (selfie) et analyse-la.

  • Lumière : Y a-t-il des ombres bizarres sur ton visage ?
  • Fond : L'arrière-plan est-il clean ? Pas de désordre visible ?
  • Focus : Ton visage est-il bien net ? Zoom dans la photo pour vérifier.
Si la photo est belle, la vidéo sera belle. Sinon, corrige le tir maintenant !

C'est la règle d'or : valide ton setup avec une photo. C'est plus facile à corriger qu'une vidéo ratée.