NY TEKNIKA "L" (ELANELANA METY)

L'ASTUCE DU "L" (DISTANCE IDÉALE)

AHOANA NO AHA-FANTARANA NY HALAVIRANA?

Mba hahazoana feo madio tsara nefa tsy mila fitaovana, ampiasao ny tananao :

  1. Ataovy endrika "L" ny rantsan-tananao (ankihibe sy fanondro).
  2. Apetraho eo amin'ny tratranao ny ankihibe.
  3. Tokony hikasika (na saika hikasika) ny finday ny fanondronao.
Izay ny elanelana tonga lafatra ho an'ny feo!

Io "L" io no refy tsara indrindra hahazoana feo "radio" tsy misy aido.
Teknika L handrefesana halavirana

COMMENT MESURER LA DISTANCE ?

Pour avoir un son propre sans matériel, utilise ta main :

  1. Fais un "L" avec tes doigts (pouce et index).
  2. Place ton pouce contre ta poitrine.
  3. Ton index doit toucher (ou presque) le téléphone.
C'est la distance parfaite pour que ta voix domine les bruits de fond !

Ce "L" est ton mètre-ruban pour avoir une voix type "radio" sans écho.