NY HALAVIRANA SY NY FOND
LA DISTANCE ET LE FOND
AZA MIPETAKA AMIN'NY RINDRINA
Ny fahadisoana lehibe indrindra dia ny mipetaka amin'ny rindrina. Mba hahazoana sary matihanina, mila "rivotra" ny sary. Mandrosoa dingana 2 na 3 miala amin'ny rindrina. Raha ratsy ny rindrinao, dia mampiasà lamba miloko tokana (drap) fa hatempaho tsara mba tsy hisy ketrona.
Arakaraka ny maha lavitra anao amin'ny rindrina no maha-mora ny fanaovana azy ho manjavozavo (flou).
NE COLLE PAS LE MUR
La plus grosse erreur est de se coller au mur (effet photo d'identité). Pour un rendu pro, l'image a besoin de respirer. Avance de 2 ou 3 pas pour t'éloigner du fond. Si ton mur est moche, tends un drap uni, mais tire-le bien pour éviter les plis visibles.
Plus tu es loin de ton arrière-plan, plus il sera facile de le rendre flou.