NY HERIN'NY SARY (ÉNERGIE)
L'ÉNERGIE FACE CAMÉRA (+20%)
MIHINANA HERY NY FAKANTSARY
Mila fantatrao zavatra iray: ny fakantsary dia "manamaivana" ny fihetseham-po. Raha mieritreritra ianao fa "normal", dia ho hita hoe "malahelo" na "leo" ao anaty video. Vahaolana : Ampio 20% ny herinao. Mitsikia be kokoa, miresaha mafy kokoa, ary ahetsihetsika ny tanana. Mety ho hafahafa fa ao anaty video dia ho tonga lafatra izany.
Raha tsapanao hoe somary "manao be loatra" (exagérer) ianao, dia izay vao mety ny sary!
LA CAMÉRA MANGE TON ÉNERGIE
Il faut savoir une chose : la vidéo "écrase" les émotions. Si tu as l'air "normal" dans la vraie vie, tu auras l'air "triste" ou "ennuyé" à l'écran. Solution : Ajoute 20% d'énergie en plus. Souris plus grand, parle un peu plus fort, bouge tes mains. Ça parait bizarre sur le moment, mais à l'écran, ce sera parfait.
Si tu as l'impression d'en faire un tout petit peu trop, c'est que c'est bon !