NY AMBADIKA MANJAVOZAVO (FLOU)
LE FLOU D'ARRIÈRE-PLAN (BOKEH)
FOMBA AHATONGAVANA AMIN'IZANY
Mba hisongadina tsara ny tavanao, dia tokony ho manjavozavo ny ao ambadika. Amin'ny finday, azonao atao ny mampiasa ny "Portrait Mode" (na dia video aza amin'ny finday sasany). Raha tsy misy izany, ny teknika dia : manakaiky ny fakantsary, ary mifanalavitra amin'ny fond. Tsindrio ela ny ecran (AF Lock) eo amin'ny tavanao mba hifantoka tsara ny sary.
Tsindrio ela ny ecran eo amin'ny tavanao (AE/AF Lock) mba hitazonana ny "focus" ary hampanjavozavo ny ambadika.
COMMENT OBTENIR CET EFFET ?
Pour que ton visage ressorte, le fond doit être flou. Sur mobile, tu peux utiliser le "Mode Portrait" (dispo en vidéo sur les téléphones récents). Sinon, la technique physique est simple : approche-toi de la caméra et éloigne-toi du fond. Fais un appui long sur ton écran (sur ton visage) pour verrouiller la mise au point.
Appui long sur l'écran (AE/AF Lock) pour verrouiller le focus sur toi et flouter le reste.