NY RAFITRY NY RESAKA (3 POINTS)

LA STRUCTURE DE PAROLE (3 POINTS)

AZA MITENY BARANAHINY

Mba hitazonana ny olona hijery, dia araho ity rafitra ity isaky ny video :

  • 1. Ny "Hook" (3 segondra) : Teny manintona avy hatrany. (Ex: "Ity ny fahadisoana lehibe ataonao...").
  • 2. Ny Votoaty (Valeur) : Omeo ny torohevitra na ny tantara nampanantenainao haingana.
  • 3. Ny Antso (CTA) : Lazao ny olona ny tokony hataony (Ex: "Alefaso amin'ny namana ity!").

Tsy misy "Bonjour, comment ça va?". Midira avy hatrany amin'ny loha-hevitra (Hook)!
Rafitra 3 points: Hook, Valeur, CTA

NE PARLE PAS AU HASARD

Pour garder l'attention, suis cette structure stricte à chaque vidéo :

  • 1. Le Hook (3 secondes) : Une phrase choc pour accrocher. (Ex: "Arrête de faire cette erreur...").
  • 2. La Valeur (Corps) : Donne le conseil ou l'histoire promis rapidement.
  • 3. Le CTA (Appel à l'action) : Dis aux gens quoi faire à la fin (Ex: "Abonne-toi pour plus d'astuces !").

Bannis les "Bonjour, ça va ?". Commence direct par le sujet (Le Hook) !