JEREO NY LANTOM-PIFANDRAISANA

REGARDE L'OBJECTIF (LENS)

AZA MIJERY TENA AMIN'NY ECRAN

Rehefa manao selfie na video isika, dia zatra mijery ny tenantsika eo amin'ny ecran. Diso izany! Rehefa mijery ecran ianao, dia toa mijery ny soroka na ny tratran'ny mpijery ianao. Tadiavo ilay "lavaka mainty kely" (objectf) any an-damosin'ny finday ary aza esorina eo ny masonao.

Jereo ilay teboka kely (objectif). Alaivo sary an-tsaina hoe maso'olona tianao resahina io teboka io.
Mijery ny objectif fa tsy ny ecran

NE TE REGARDE PAS SUR L'ÉCRAN

Le réflexe est de se regarder sur l'écran retour. C'est une erreur ! Quand tu regardes l'écran, pour le spectateur, tu regardes ailleurs. Repère le petit "trou noir" (l'objectif) et force-toi à fixer ce point précis.

Fixe le petit point de la caméra. Imagine que c'est l'œil d'un ami à qui tu parles.